J'ai été triste d'apprendre la disparition de Bouboul. Jeune prof vazaha au lycée Galliéni en 71-73, j'étais venu à Mada avec une guitare classique, j'avais alors cherché un prof et ça a été "Bouboul". J'allais chez lui dans un appartement, si mes souvenirs sont encore bons. Grâce à lui j'ai continué, il m'a fait même travailler de petits morceaux de folklore gasy. Il m'a parlé un jour de son parcours singulier : c'est un légionnaire de nationalité allemande qui lui avait appris la guitare, puis il était devenu clown musicien dans un cirque. Je lui dois ainsi qu'à d'autres le fait de continuer à jouer de la guitare et de faire mes propres chansons. Il est des graines qui germent et des relais que l'on passe... Si quelqu'un a encore des morceaux pour guitare qu'il aurait écrits, qu'il le signale sur le forum! jf
Ramboatiana Etienne, Mpiangaly Gitara, Mpampianatra gitara, nanandratra avo ny kolon-tsaina malagasy ary nizara izany ho an'ny mpiara-belona aminy. Amiko, ankoatran'ny maha-pampianatra gitara azy dia nanamarika ny fiainako ny fifaneraserako taminy matetika tao amin'ny biraony Anosy (fiandohan'ny taona 80)satria ny fiainana mihitsy no nampianariny ahy.
Ho antsika Malagasy manoratra eto, misaotra manome ireo toro-hevitra, sns...
Ity vohikala ity dia natao hamelomana maso ny olomangatsika iombonana koa aoka hajaina izy sy ireo ankizy ary ny olona nampianarina izay mirehareha tokoa nahazo fanambinana nampianarin'i Ramose gitara. Dingana iray teo amin'ny fiainan'izy ireo izany koa HAFENINA VE ?
Miangavy antsika koa mba sahy hiseho anarana mazava fa tsy hiafina ambadiky ny anaram-bositra, anarana amboarina sns... Zava-tsoa no entitsika eto koa omeo ny anarana. Misaotra antsika, Ny mpiandraikitra
Je me rappelle, j'étais enfant et "Bouboul" comme je l'appelais me donnait mes premiers cours de guitare et aussi de solfège avec mon cousin. Et parfois, il restait et m'inventait des chansons pour me redonner le sourire et parfois aussi je chantais et il inventait un air. C'était avant la fin des années 1990, je me rappellerai toujours la générosité de coeur de ce grand homme et j'ai toujours une pensée pour lui quand je joue et j'entends de la musique.
Miarahaba! Mankasitraka ny fampahafantarana an'i Bouboul, na dia hoe efa aty aoriana aza. TSy mba nanam-bitana ho anisan'ny moianatr'i Ramose aho, fa anisan'ireo nankafy sy mbola mankafy ny sangan'asany, dieny izaho mbola bitika sy zaza. Manantena fa hisy raki-kira azo havoakanareo any aoriana. Mankalaza! Ryana
Maneho ny fisaorana antsika rehetra e! Efa misy partitions ao fa mandeha miandalana ny fampidirana azy noho izy ireo vao tadiavina any Madagasikara. Ny mpandrindra
ho any MIANDANTSOA- izaho moa dia mitady CD momba ny Itompokolahy RAMBOATIANA - ary koa manana havana akaiky no mpitendry guitare ka manontany aho: atao ahoana azahoana any ilay partition lazainao- misaotra mialoha ary mametraka veloma finaritra- aza dinona fa TSIKY IRAY DIA AMPY E- FRANCOIS rené